Mankalaza ny fahafolo taonany ny SLK amin’inty taona inty.
Hisy ny fifaninanana famoronan-kira faneva sy sary famantarana (logo) amin’izany. Ny andinindininy dia azo alaina amin’ny mpikambana birao SLK.