Ny SEFALA na SEKOLY FANOMANA LAIKA dia toerana iray afahan’ny laika rehetra miofana ho mpitoriteny.
Hanohanana azy ireo, dia no tanterahina ny alahady 06 martsa 2022 lasa teo ny rakitra izay nentintsika ho fanampiana azy ireo.