Ny SLK dia faly mampahafantantra antsika ny mpikambana ao amin’ny birao vaovao :
- Filoha: Andriamiarisoa Maharavo
- Filoha mpanampy: Randrianirina Haja
- Mpitantsoratry ny fivoriana: Rasamimanana Tivo Hely
- Mpitantsoratry ny vola: Razakanirina Tafitamahefa Henikaja
- Mpitahiry vola: Rabemanantsoa Harinaina
- Mpanolotsaina anankiroa: Andrianaivo Emmanuël sy Mahefasoa Hoby

Izy ireo dia noraisin-tanana tamin’ny alahady 24 martsa 2024.
Ny 12 may 2024 dia alahady fitondrana amim-bavaka ny SLK Gland Fahasoavana. Noho io andro io dia hisy seho avy amin’ny tarika NY AKO koa io andro io ao amin’ny Temple de Gland raha sitram-pon’ny Tompo.
