Bilan financier 2024

Tontosa soa aman-tsara ny fitiliana ny tatitra ara-bola 2024 izay notanterahin’ny mpandinimbola eto amin’ny fiangonana.

Koa manasa ny mpandray rehetra hanatrika ny fotoana fanolorana ny tatitra ara-bola izay ho tanterahina ny alahady 11 mey 2025 ho avy izao.

Ho alefa mialoha amintsika mpandray amin’ny mailaka ny tatitra ara-bola mba ahafahantsika mijery izany mialoha.

Amin’ny Anaran’ny Biraompiangonana