Ho tanterahina amin’ny alahady 25 mey 2025 ho avy izao ny Asa sy Fampaherezana izay tanterahin’ireo Mpiandry avy amin’ny Synodamparitany misy antsika.
Mangataka antsika hitondra am-bavaka ny fikarakarana rehetra.
Amin’ny Anaran’ny Biraompiangonana