Tontosa soa aman-tsara ny « Fianarana Soratra Masina » tamin’ny 15 martsa ».
Mampatsiahy ihany koa ny Dorkasy fa ireto no fotoanan’izy ireo manaraka :
- Atelier cuisine : Sabotsy 12 aprily. Mbola ho zaraina ny andinindininy
- Alahadin’ny Dorkasy : Alahady 13 aprily