Faly mampatsiahy antsika mpianakavin’ny finoana fa ny Alahady 10 Novambra 2024 ho avy izao no Alahadin’ny SLK eto Gland. Manentana antsika mba hitondra ambavaka izany, ary manantena ny fanotronantsika. Hisy ny après-culte izay karakarain’ny SLK ary faly izy ireo hizara izany am-pitiavana amin’ny mpiara-mivavaka rehetra.