Amin’ny alahady 24 septambra 2023 izao ny alahadin’ny sampana Dorkasy.
Ny fotoana dia hofaranana amin’ny fivarotana « paniers garnis » nomanin’ny mpikambana ao amin’ny Dorkasy, araka ny mahazatra.