Ho an’ny mpiangona ao amin’ny FJKM Gland Fahasoavana
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.
Ry havana, manasa antsika mpiangona rehetra eto amin’ny Fiangonana FJKM Gland Fahasoavana amin’ny Fivoriamben’ny Synodamparitany izay tanterahina amin’ny 31 oktobra sy 1 novambra 2020 ho avy izao.
Manantena ny fahatongavantsika maro amin’izany fotoana izany.
Amin’ny anaran’ny Birao SP37