Fivoriambe SLK voalohany 2025
« Fa tsy nomen’Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena. » 2 Timoty 1:7.
Isaorana ny Tompo fa tanteraka soamantsara ny fivoriambe voalohan’ny SLK Gland Fahasoavana amin’ity taona 2025 ity, izay notanterahina ny Sabotsy 15 martsa 2025. Nisy ny fampianaran’ny Mpitandrina nandritra izany izay niarahana tamin’ny Sampana Dorkasy.
Mirary soa indrindra.
Ny birao SLK.