Retour sur le concert à Berne Bümpliz le samedi 22 mars
“Hitory ny anaranao amin’ny rahalahiko aho; eo amin’ny fiangonana no hideràko Anao.”
Salamo 22:22
Le concert de la chorale Zarampifaliana à la Paroisse de Berne Bümpliz s’est bien déroulé le samedi 22 mars 2025. Les choristes ont chanté en Malagasy, en Anglais et même en Allemand.
Le chant « O happy day » a reçu un accueil particulier de la part des spectateurs
Gloire à Dieu pour tout et merci aux membres de la famille des choristes ainsi qu’aux paroissiens qui ont porté en prière ce moment ou assisté à Berne.





Fisaorana avy amin’ny Antoko Mpihira Zarampifaliana
“Hitory ny anaranao amin’ny rahalahiko aho; eo amin’ny fiangonana no hideràko Anao.” Salamo 22:22
Isaorana an’Andriamanitra ry havana fa tanteraka soa aman-tsara ny kaonseritra izay nokarakarain’ny Antoko Mpihira Zarampifaliana tany Berne tamin’ny sabotsy 22 martsa 2025 lasa teo.
Ny Antoko Mpihira Zarampifaliana dia misaotra sy mankasitraka antsika tsirairay avy izay namaly ny antso sy nitondra am-bavaka ary misaotra manokana ny fiangonana tamin’ny fanohanana tamin’ny lafiny rehetra teo amin’ny fanatanterahana izany kaonseritra izany.
Mangataka fitondrana am-bavaka avy amintsika hatrany amin’ireo tetik’asa rehetra ho tanterahina mandritra ny taona.
Semaine sainte : jeudi saint 17 avril
Comme chaque année, lors de la semaine sainte (14 au 20 avril 2025), la chorale a le plaisir d’organiser le jeudi saint avec la participation des chorales des églises sœurs et de notre paroisse.
Portons ce moment en prière, que tout se passe bien et que le message de Christ en ce jour spécial soit proclamé et reçu par chacun.