Hotanterahina amin’ny Alahady 16 martsa 2025 ho avy izao ry havana ny journée Aide et Actions eto amintsika.
Toerana: Salle communale eto Gland.
Lohahevitra amin’ity taona ity: JAA interculturelle
Toy izao ny fandaharam-potoana
- 10h30: Fanombohana
- 10h30-11h: Fizarana ny mofonaina
- 11h-12h: Famelabelaran-kevitra iarahana amin’ny EERV, Past Miora, DM. Hisy ny fotoana natokana ho an’ny fanontaniana aorian’ny famelabelaran-kevitra
- 12h30-16h: Sakafo, kilalao malagasy sy kilalao soisy, fisarihana ny tombola
- 16h: Famaranana
Ny vidim-pidirana: 15chf
Hisy ny tombola toy ny mahazatra ary ny tapakila dia mitentina 5chf. Koa dieny izao ry havana dia manentana antsika sahady ny amin’ny fanolorana ny lots isan-karazany.
Hisy mofomamy hifampizarana ihany koa amin’io fotoana io.
Mbola mitohy ny fisoratana anarana ary hisy diakona hanatona antsika aorian’ny fanompoam-pivavahana.