25 janoary 2025 ¦ Tatitra Dorkasy sy SLK

Tontosa soamantsara ny Sabotsy 25 Janoary 2025 lasa teo ny fihaonan’ny Sampana SLK sy Dorkasy niaraka tamin’ny Mpitandrina Micaël Rakotozafy. Isaorana ny Tompo ary isaorana ihany koa ny mpampiatrano.

Nisy ny fampianarana soratra masina niarahana tamin’ny Mpitandrina; fiarahana misakafo; fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2025 sy fifanolorana fanomezana ary fankasitrahana an’i Mpitandrina Micaël Rakotozafy .

Ireto misy sombitsombin-tsary nandritra ny fotoana.