Somebody’s still knocking ¦AMZP

Dimanche de la chorale, le 23 Février 2025

Merci à tous d’être venu partager ce moment avec nous et glorifier ensemble le Seigneur.
Soli deo gloria

Ce dimanche nous avons loué Dieu avec un extrait du concert que nous présenterons à Berne le 22 Mars 2025.

  • Somebody knocking at your door
  • Baba yetu
  • 10000 reasons
  • Jereonareo ny fitiavan’Andriamanitra
  • Asandrato ny lohanareo
  • Hoderaiko, Ankalazaiko

Fanasàna kaonseritra Berne, ny 22 martsa

“Hitory ny anaranao amin’ny rahalahiko aho; eo amin’ny fiangonana no hideràko Anao.”

Salamo 22:22

Ny Antoko Mpihira Zarampifaliana dia manasa antsika amin’ny Kaonseritra izay tanterahin’izy ireo ao amin’ny Paroisse de Berne Bümpliz, amin’ny sabotsy 22 martsa 2025 ho avy izao. Hanomboka amin’ny 7 ora alina ny fotoana.

Ny kaonseritra dia mitondra ny lohateny hoe: “Somebody’s Knocking at your door”.

Mangataka fitondrana am-bavaka avy amintsika amin’ny fanomanana sy ny fikarakarana rehetra.

Semaine sainte : jeudi saint 17 avril

Comme chaque année, lors de la semaine sainte (14 au 20 avril 2025), la chorale a le plaisir d’organiser le jeudi saint avec la participation des chorales des églises sœurs et de notre paroisse.
Portons ce moment en prière, que tout se passe bien et que le message de Christ en ce jour spécial soit proclamé et reçu par chacun.