FJKM – Ireo daty manokana mandritra ny volana novambra 2024

IAINO NY TOE-PANAHY ARAKA AN’ANDRIAMANITRA

03. Ala XXIII man Trinite
Amosa 5. 4–11 | Matio 18. 21–35 | Romana 12. 9–21

10. Ala XXIV man Trinite – Fitantanana ny Fananana FJKM
Salamo 34. 11–22 | Marka 10. 17–27 | 1Timoty 6. 11–21

17. Ala. XXV man Trinite – SAMPATI
Mika 6. 6–8 | Jaona 13. 34–35 | Efesiana 4. 25–32

24. Ala. XXVI man Trinite – KPMSV
Zakaria 7. 8–14 | Lioka 3. 7–14 | Jakoba 3. 13–18