Vokatra Voka-dehibe faharoa

Tanteraka soa aman-tsara tamin’ny alahady 8 septambra 2024 ny Voka-dehibe faharoan’ny fiangonana.

Toy izao ny vokatra vonjimaika azo tamin’izany:

  • Vokatra lavanty: 6067 CHF
  • Vokatra “prix fixe”: 210 CHF
  • Valopy vokatra: CHF 490 sy EUR 165

Misaotra antsika rehetra tamin’ny fanolorana ny vokatra maro be satria nisy sakafo 49 isa no voaray tamin’iny fotoana iny.

Misaotra antsika ihany koa tamin’ny fandraisana anjara mavitrika tamin’ny fividianana ny vokatra.

Ny Biraompiangonana