Fisoratana anarana amin’ny Fivoriambe Synodamparitany any Meaux: 1, 2 sy 3 novambra 2024

… tano mafy izay anananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao »
(Apo 3.11b)

Ho tanterahina any Meaux ny 1 sy 2 ary 3 novambra 2024 ho avy izao ny Fivoriamben’ny Synodamparitany. Noho ny fandaminana dia iangaviana isika hisoratra anarana amin’ny rohy izay hitantsika amin’ny tranokalan’ny Fiangonnana.

Indro averina amintsika izany rohy izany:

https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSfTimKaeBwLR8QHzPLV3p3B65bw3_8md8htJEOMTAH_AaiStA/viewform