Biraon’ny dorkasy SP37

Ireto ary ny anaran’ireo mpikambana vaovao ao amin’ny Biraon’ny Dorkasy SP37 izay hiasa mandritra ny fotoam-piasana 2024 – 2028:

  • Filoha: Ramatoa Zarazaka Flore
  • Filoha mpanampy: Ramatoa Rasoamanana Nivosoa
  • Mpitahiry Vola : Ramatoa Ferson Mireille
  • Mpitantsoratry ny fivoriana : Radafiarison Mabelle Christiance (Ance)
  • Mpitan-tsoratry ny vola : Payet Landy
  • Mpanolo-tsaina: Danie Randrianarivelo sy Harisoa Randrianarivelo

Ny mpikambana amin’ny Komity Lehibe misolo tena ny Dorkasy kosa dia:

  • Danie Randrianarivelo