Atelier chant AMZP

Rohy sary : https://www.instagram.com/zarampifaliana/reel/C6UB8E6o4qg/

Isaorana an’Andriamanitra fa tanteraka soa aman-tsara ny atelier de chant notanterahina tamin’ny alahady 21 aprily 2024 lasa teo.

Misaotra ny fiangonana iray manontolo tamin’ny fahazotoantsika nanatrika sy nanatanteraka izany atelier izany.

Ny hira izay nianarana tamin’iny fotoana iny dia ho atolotra eto am-piangonana mandritra ny fotoana hanatanterahan’ny Zarampifaliana ny anjara hirany.