Dimanche et renouvellement SSA

Le premier dimanche de notre Ecole du dimanche a pu avoir lieu le 28 avril 2024. Ce même jour, les élections des membres du bureau et représentants de la branche ont pu être effectué par la grâce de Dieu.

  • Présidente : Volamboahangy RAKOTOMAHANINA RABESON
  • Vice-présidente : M’bahoaka Miova BESEDRA
  • Secrétaire : Manitra ANDRIANARINTSALAMA
  • Secrétaire trésorière : Olidera BAILLIF
  • Trésorier : Ranaivo RAZAKANIRINA
  • Conseillères : Voahangy RAZAIARINORO et Mino RAVOLOLOMAMPIONONA RAMANAMBOHITRA
  • Représentants KL SP37 : Njaka GONGUET et Gabiano Mickael ANDRIANARINTSALAMA
  • Représentante CP :  Voahangy RAZAIARINORO

Remerciement :

Tsy ianareo no nifidy ahy, fa izaho no nifidy anareo, ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa ary mba haharetan’ny vokatrareo, mba homen’ ny Ray anareo izay rehetra angatahanareo amin ny anarako na inona na inona.

Jaona 15: 16



Ho an’ny Biraompiangonana sy ny Fiangonana FJKM-Gland Fahasoavana,

Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.

Ny Sampana Sekoly Alahady dia maneho fisaorana ny fiangonana, ny ray amandreny, ny mpampianatra ary ny mpianatra tamin ny nahatontosa soa amantsara ny alahidin’ ny sampana ny 28 aprily lasa teo.

Mamerina ny fiarahabana ireo mpikambana vaovao ao amin ny birao. Izy Tompo lehibe anie hanome hery anareo amin ny andraikitra ho sahaninareo.

Mbola mangataka vavaka hatrany amin ny asa maro ho fampandrosoana ny sampana. Jesoa manankarem-pahasoavana anie hitahy antsika tsirairay avy.

Manao veloma finaritra amin’ny Anaran’I Jesoa Kristy Tompontsika.

Amin’ny anaran’ny Biraon’ny Sampana Sekoly Alahady