Indro misy daty roa hampatsiahivin’ny sampana Dorkasy antsika :
14 aprily 2024 : Fanavaozana ny biraon’ny Dorkasy sady alahadin’ny Dorkasy Foibe.
4 may 2024 : Formation cuisine
Raha toa ka liana hanontany vaovao momba ny sampana dia aza misalasala manatona an’i Ramatoa Njaka GONGUET filohan’ny Dorkasy eo anivon’ny FJKM Gland Fahasoavana.