Birao vaovao SLK ; Tarika NY AKO

Ny SLK dia faly mampahafantantra antsika ny mpikambana ao amin’ny birao vaovao :

  • Filoha: Andriamiarisoa Maharavo
  • Filoha mpanampy: Randrianirina Haja
  • Mpitantsoratry ny fivoriana: Rasamimanana Tivo Hely
  • Mpitantsoratry ny vola: Razakanirina Tafitamahefa Henikaja
  • Mpitahiry vola: Rabemanantsoa Harinaina
  • Mpanolotsaina anankiroa: Andrianaivo Emmanuël sy Mahefasoa Hoby

Izy ireo dia noraisin-tanana tamin’ny alahady 24 martsa 2024.

Ny 12 may 2024 dia alahady fitondrana amim-bavaka ny SLK Gland Fahasoavana. Noho io andro io dia hisy seho avy amin’ny tarika NY AKO koa io andro io ao amin’ny Temple de Gland raha sitram-pon’ny Tompo.