Araka ny tapaky ny Mpandray tamin’ny alahady 23 jolay 2023 lasa teo dia tapaka fa tsy ho tanterahina ny fandaharam-potoana amin’ny sabotsy 14 oktobra 2023 izao.
Raha ny vina dia saika hanatanterahina ny fetin’ny FJKM-Gland isan-taona izy io. Mandritra io fety io manasa mpanakanto malagasy malaza isika. Endrika iray ihany koa ahafahana mampahafantatra ny kolotsaina malagasy aty Suisse sy hitadiavam-bola izany fotoana izany.
Apetraka amin’ny Tompo ny fandaminana ny fotoana rehetra.
Amin’ny anaran’ny Biraompiangonana