
Nanomboka soa aman-tsara tamin’ny alahady 11 oktobra ny ny taom-pianarana 2020-2021 ny zanantsika ao amin’ny Sampana Sekoly Alahady.
Mihisa 15 ny mpianatra efa nisoratra anarana dia mbola raisina am-pifaliana izay rehetra maniry hanatevin-daharana ny sampana, na mpianatra na mpampianatra.