Ry havana malala ao amin’ny Tompo!
Ny alahady 25 desambra 2022 teo dia nisy ny fotoanan’ny sampana nandritra ny fanompoam-pivavahana fankalazana ny Krismasy. Hisaorana ireo sampana rehetra nandray anjara tamin’izany.
Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, Ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Rain’ny mandrakizay, Andrian’ny fiadanana. (Isa. 9 : 5)
Sampana Sekoly Alahdy (lien vidéo)
Sampana Dorkasy (lien vidéo)
Antoko mpihira ZARAMPIFALIANA (lien vidéo)
Sampana Tanora Kristiana (lien vidéo)
Sampana Lehilahy Kristiana (lien vidéo)
Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra.