Indro atolotra antsika etsy ambany ny hafatra am-peo natolotry ny Filohan’ny FJKM tamin’ny alahady 16 janoary 2022 teny Antsonjombe.
Fanompoam-pivavahana ho fisaorana an’Andriamanitra ary nitondrana amim-bavaka ny Filohan’ny FJKM
« Mitrakà, miovà, mivavaha, miasà »
Dr Irako Andriamahazosoa, Mpitandrina
Source: http://site.fjkm-amparibe.org/