28 novambra 2021 : Fivoriam-be Tetiandro 2022

Ny fivoriam-be hanolorana ny tetiandro 2022 an’ny fiangonana FJKM Gland Fahasoavana dia ho tanterahina amin’ny alahady 28 novambra 2021 izao ao amin’ny Temple de Gland.

Entanina isika mpiangona rehetra hanatrika izany satria zava-dehibe amin’ny fiainan’ny fiangonantsika no ho dinihina amin’io andro io.