« Dieu nous a donné la loi par Moïse ; mais la grâce et la vérité sont venues par Jésus-Christ. » Jean 1:17

Ho an’ny Biraompiangonana sy ny Fiangonana FJKM-Gland Fahasoavana,
Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.
Tontosa soa amantsara tany Paris ny sabotsy 02 oktobra lasa teo ny fivoriana isan kerintaona ny Sampana Sekoly Alahady eto anivon ny SP 37. Isaorana ireo solontenantsika tonga nanatrika izany tany antoerana ary koa isika rehetra nitrotro ambavaka .
Koa fifaliana ho anay birao SA eto Gland ny mampahafantatra antsika fa dia lany ho filohan ny Sampana SA eto anivon ny Sp 37 ny Mpitandrina eto amintsika : Rakotomanana Tahiry
Faly izahay miarahaba anao Pasteur ary Andriamanitra manakarem pahasoavana anie hitahy anao hatrany amin ny adidy miandry anao.
Manao veloma finaritra amin’ny Anaran’I Jesoa Kristy Tompontsika.
Amin’ny anaran’ny Biraon’ny Sampana Sekoly Alahady
FORMATIONS SAMM :
Vous trouverez ci-dessous les dates des prochaines formations :
1- Jeudi 11 Novembre 2021 – Heure : 19h à 21h
Thème : Connaissance de la bible Nouveau testament
2- Jeudi 18 Novembre 2021 – Heure : 19h à 21h
Thème : Pratique
Pour les personnes souhaitant assister aux formations, les informations pour s’y connecter sont récupérables auprès des membres du bureau de l’école du dimanche.