Ampatsiahivina isika tompon’andraikitra isan-tsokajiny fa tanterahina amin’ny sabotsy 26 jona 2021 ho avy izao ny fivorian’ny Mpihevi-draharahan’ny Synodamparitany SP37.
Ampitaina amintsika aoriana ny andinindininy amin’izany: ny ora, ny toerana.
Miangavy antsika ry havana hitondra am-bavaka hatrany ny FJKM iray manontolo sy ny Synodamparitany misy antsika.
Amin’ny anaran’ny Biraompiangonana