Voka-dehibe faharoa 2026

Notanterahina tamin’ny Alahdy 13 Septambra 2026 ny Voka-dehibe faharoa 2026 FJKM Gland Fahasoavana.

Toy izao ny vokatra vonjimaika momba izany :

  • Lavanty : CHF 3841
  • Prix fixe : CHF 680
  • Valopy : CHF 480
  • Valopy : EUR 115

6000 CHF no tanjona tratrarina, ary entanina isika fa mbola misy ny vokatra-valopy ho an’izay mbola maniry ny hanao izany. Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *