Ho tanterahina amin’ny Sabotsy 12 Septambra 2026 ny AG-2 SLK.
Toy izao ny fandaminana fa mbola ho alefa amin’ny mpikambana tsirairay avy ny andinindininy:
- Adiresy: Rue Champ Bosson 63, 1632 Riaz
- Fotoana fanombohana: 11h
- Sakafo: buffet canadien ( tsakitsaky, entrée, laoka, dessert), ny mpampiatrano no manao ny vary, afaka mitondra hena hatao kitonotono.
- Famaranana: 18h
Hisy ny famelabelaran-kevitra hoentin’i Dr Nivo sy Pasitera Zo mitondra ny lohahevitra hoe » Ny fitaizana ny tanora ankehitriny », hiarahantsika amin’ny Dorkasy manomboka amin’ny 14h hatramin’ny 15h.
Dia manantena ny fahatongavantsika maro. Mirary soa ny rehetra.
