Isaorana ny Tompo fa tontosa soa amantsara ny Alahady 26 Jolay 2026 ny fandraisana an’i Pasteure Zo Ratsimandisa teto amin’ny FJKM Gland Fahasoavana. Fotoana niarahana tamin’ny Filoha Synodaly SP37 – Ny Mpitandrina Jean Louis Zarazaka, ny Birao sy ny fiangonana FJKM Gland.

