Fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe MF04 – SL XX
Hotanterahina ny 14 ka hatramin’ny 21 Oktobra 2026 ny fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe (MF). Fotoana iray hiarahan’ireo tompon’andraikitra mandinika sy mandray fanapahan-kevitra momba ny fiainana sy ny asa ary ny vina ho an’ny Fiangonana FJKM.
Hampahafantarina antsika ny vokatra sy ny hafatra lehibe entin’izany fivoriana izany.
