Dorkasy – Ny herin’ny vavaka eo amin’ny vehivavy kristiana (vidéo)

Tanteraka soa aman-tsara tamin’ny sabotsy 27 jona lasa teo ny fianarana Soratra Masina izay notanterahin’ny Sampana Dorkasy. Ny loha-hevitra dia niompana tamin’ny fampianarana momba ny vavaka ary indrindra eo amin’ny vehivavy kristiana.

Indro atolotra antsika ny rohy ahafahana mihaino ny andinindininy amin’izany fampianarana izany.