Culte Oecuménique du 27 Juin 2026

Isaorana ny Tompo fa tontosa soaman-tsara ny Culte Oecuménique tao amin’ny Paroisse de Monbrillant nokarakarain’ny MASOIVOHO MALAGASY ETO GENEVE ny 27 Jona 2026 lasa teo..

Fotoam-pivavahana iraisana sady Fankalazana ny faha-66 niverenan’ny fahaleovan-tenan’i Madagasikara. Lohahevitra nobanjinina tamin’izany : « Fanavaozana; ho an’ny fandrosoan’ny Madagasikara ». Nofaranana tamin’ny fiarahana miala hetaheta.