SP37 – Fiofanana Fimpiz sy fankalazana ny fetim-pirenena 27 juin

Ny Biraon’ny Synodamparitany dia faly manasa ny Fiangonana sy ny VOMM rehetra eto anivon’ny Synodamparitany.

Ho tanterahina amin’ny sabotsy 27 jona 2026 ho avy izao ny fiofanana tanterahin’ny Fimpiz (maraina) sy ny fanompoam-pivavahana ho an’ny firenena (tolakandro).

Ny fotoana dia tanterahina ao amin’ny adiresy manaraka:

Eglise Protestante Unie de Noisy-Le-Grand
79 rue de Malnoue 93160 Noisy le Grand, France