Save the date: Sortie d’été 2026

Sortie d’été : 20 sy 21 Jona 2026

Ho tanterahina ny 20 sy 21 Jona ho avy izao ny Sortie d’été 2026 n’ny fiangonana FJKM Gland Fahasoavana, any Vaumarcus (NE). Ny fisoratana anarana dia efa misokatra ary mifarana ny 31 Mey 2026. Afaka misoratra anarana any amin’i Tivo sy Henikaja isika ny amin’izany. Marihina fa voafetra ny toerana.

Hisy ny fampitana ny andinindininy amin’ireo izay misoratra anarana manomboka ny volana Jona 2026.