Herinandro ny Fanahy Masina: 18 – 22 mey 2026

Ry havana,

Faly mampahalala antsika fa misy fotoam-pivavahana mandritra ny herinandro mialoha ny Pentekosta manomboka ny 18 ka hatramin’ny 22 mey: Herinandro ny Fanahy Masina.

Koa manasa antsika hanatrika izany. Indro ny rohy hahafahantsika manatanteraka izany: https://us06web.zoom.us/j/94605159914?pwd=dnZxZXdsblNUcTRaRFFJb0tkdDNqdz09

Vohinahitra ho an’Andriamanitra irery ihany.

Ny Birao