Mpiandraikitra Foibe FJKM – Daty fivoriana 15 – 22 aprily 2026

Ry havany,

Mampahafantatra antsika fa hivory ny Mpiandraikitra Foibe manomboka ny 15 hatramin’ny 22 aprily 2026 ho avy izao. Hotanterina amintsika eto ihany ny votoatiny sy ny fehin’ny fivoriana.

Manentana antsika hitondra am-bavaka ny fanatanterahana izany fivoriana izany.

Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany.

Ny Birao