AG1 2026 : Fivoriambe voalohany 2026
Mampatsiahy antsika mpikambana SLK eto amin’ny FJKM Gland Fahasoavana fa hotanterahina ny 28 Martsa 2026 ho avy izao ny Assemblée Générale na Fivoriambe voalohany amin’ity taona 2026 ity. Hampitaina amintsika rehetra ihany ny andindininy momba izany ao anaty Groupe WhatsApp.
Hisy ihany koa ny fampianarana hiarahana amin’ny Mpitandrina amin’ny volana Martsa ho avy izao. Hampitaina amintsika rehetra ihany koa ny andindininy momba izany.
