Ho tanterahina ny 24 sy 25 desambra ho avy izao ny fankalazana ny Krismasy 2025 iarahan’ny Sampana velona rehetra eto amin’ny fiangonana Gland fahasoavana. Hampitaina miandalana amin’ny vaovaom-piangonana ny andinindiny mikasika izany.
Manantena sahady ny fahatongavantsika marobe hanotrana izany fankalazana izany.
Lioka 2:11 « … fa Mpamonjy no teraka ho anareo anie ao an-tanànan’i Davida, dia Kristy Tompo«
