FOTOANA LASA
- Sary vitsivitsy tamin’ny AG Dorkasy – 27 Septambra 2025 :
- Sary tamin’ny Alahadin’ny Dorkasy – 28 Septambra 2025 :

- Nisy fianarana soratra masina ny sabotsy 25 oktobra 2025 izay nitondra ny lohateny hoe » La relation profonde avec Dieu »
FOTOANA HO AVY
- Cellule de prière 22.11.2025 :
manomboka amin’ny 8 ora alina
Misokatra hoan’ny mpiangona rehetra - Sortie détente 29.11.2015 : marché de Noël Montreux
Amin’ny 5 ora hariva ny fotoana eo @ gare Montreux
Misokatra hoan’ny dorkasy sy ny ankohonany





















