Fivoriambe faharoa 2025¦ SLK

Ho tanterahina ny Sabotsy 20 Septambra 2025 ho avy izao ny fivoriambe faharoa ny Sampana SLK Gland. Ireto teboka manaraka ireto no anisany hodinihana amin’izany:

  • Fanisana mpikambana
  • Fitsipika anatiny
  • Tetibola 2026
  • Tetikasa 2026
  • Fifidianana Vice-président 1 manampy
  • Samihafa

Manentana ireo mpikambana SLK rehetra hamandrika izany daty izany ary ho tonga amin’io fotoana io. Hampitaina amintsika miandalana ny andinindininy rehetra momba izany.

Marihina fa hanao cellule de prière hiaraka amin’ny Sampana Dorkasy isika amin’io fotoana io.