Fivoriambe faharoa 2025¦ SLK

Ho tanterahina ny Sabotsy 20 Septambra 2025 ho avy izao ny fivoriambe faharoa ny Sampana SLK Gland. Ireto teboka manaraka ireto no anisany hodinihana amin’izany:

  • Fanisana mpikambana
  • Fitsipika anatiny
  • Tetibola 2026
  • Tetikasa 2026
  • Fifidianana Vice-président 1 manampy
  • Samihafa

Manentana ireo mpikambana SLK rehetra hamandrika izany daty izany ary ho tonga amin’io fotoana io. Hampitaina amin’ny fiatombohan’ny volana Septambra 2025 ny andinindininy rehetra momba izany.