Retour Vokadehibe 1

Notanterahina tamin’ny Alahady 08 jona 2025 ny Vokadehibe 1 ity taona 2025 ity ho an’ny FJKM Gland. Isaorana ny Tompo noho ny fahatanterahan’ny vokatra ary isaorana ihany koa isika rehetra izay nandray anjara tamin’izany. Tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo.

Toy izao ary ny vokatra vonjimaika azo tamin’izany:

  • Valopy : CHF 744.20 sy EUROS 161.50
  • Lavanty : CHF 1,720.00
  • Tombola : CHF 930.00
  • Prix fixe : CHF 150.00

TOTAL (provisoire) : CHF 3,544.20 sy EUROS 161.50.

Mbola eo ampiandrasana ireo vidin’ny Services Offerts sy ny Tableaux isika.

Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra!