Retour collecte Sekoly FJKM

Notanterahina tamin’ny Alahady 08 jona 2025 ny alahadin’ny Sekoly FJKM. Itondrana am-bavaka ny Sekoly eo anivon’ny FJKM manerantany no nanatanterahina io alahady io. Anatin’izany alahady izany ihany koa nanentanana ny fiangonana rehetra amin’ny fanohanana ny Sekoly. Toy izao ny vokatra azo teo anivon’ny FJKM Gland:

  • 191.80 chf sy 113.40 euros