11 may 2025 : Alahadin’ny SLK Foibe
« Miorena tsara aza miova, … ry lehilahy mahery » I Kor 15:59; Mpits 6:12b.
Isaorana ny Tompo fa tanteraka soamantsara ny alahady voalohan’ny SLK amin’ity taona 2025 ity izay iarahana amin’ny SLK foibe. Indro ny hafatra ho an’ny SLK avy amin’ny SLK foibe.
Mirary soa indrindra.
Ny birao SLK.


Fanomanana ny Sortie d’été 14-15 Juin 2025
- Inscription: Dès maintenant -> Henikaja et Ramose Tovo
- Participation -> enfant : 34 CHF, adulte à partir de 6 ans : 38 CHF
- Place limitée !!!
- Commissions SLK :
- Activités (Sport, Animation, etc.) : Tiavina, Maharavo, Emmanuel
- Spirituel (culte) : Ranaivo, Jocelyn
- Repas : Andry, Tivo, Kiady
- Sonorisation : Sedera
- Logistique et nettoyage : Dimy, Haja
Fivoriambe tsy ara-potoana: 22 Jona 2025
Ho tanterahina ny Alahady 22 Jona 2025 ny fivoriana tsy ara-potoanan’ny SLK Gland ao amin’ny Salle La Cure – Temple de Gland manomboka amin’ny 9 ora maraina. Samy mitondra sakafo ifampizarana ho amin’ny atoandro.