Tanterahina any Paris ny sabotsy 29 sy ny alahady 30 oktobra ny isan-kerintaonan’ny Synodamparitany. Raisin’ny FJKM-Montrouge Paris ny fotoana amin’ity taona ity.
Efa fantatra ny isan’ireo mpiangona avy aty amin’ny FJKM-Gland Fahasoavana izay hanatrika ny fotoana.
Ho fanohanana azy ireo amin’ny fandaniana rehetra dia hanatanteraka rakitra faharoa isika amin’ireto daty ireto:
- Ny alahady 9 oktobra 2022
- Ny alahady 23 oktobra 2022
Ho fampatsiahivana dia toy izao ny andinindininy:
- Toerana: Ao amin’ny Salle Polyvalente, Avenue Alphonse Martin, 91510 Janville-sur-Juine
- Ny alahady 30 oktobra no fotoana iarahan’ny mpiangona rehetra ao anatin’ny fanompoam-pivavahana iray.
Adiresy fifandraisana: bureau@fjkm-gland.ch, 0041 76 433 35 25