Hisaorana ny Tompo fa tanteraka soa aman-tsara ny alahadin’ny SLK tamin’ny 10 novambra 2024.
Faly mampahafantatra antsika koa ny Dorkasy sy ny SLK fa hisy fifampiarahabana tratry ny taona sy fianarana soratra masina hikambanana ny 25 janoary 2025.