Ny sampana dorkasy dia faly manasa ny vehivavy rehetra amin’ny fihaonana izay ho tanterahin’izy ireo ny sabotsy 21 septambra 2024 amin’ny 11h30 any Saint-Genis Pouilly, fotoana hanomanana ny alahadin’ny sampana dorkasy sy hanomanana ny fivoriamben’ny sampana izay ho tanterahina ny sabotsy 12 oktobra 2024 amin’ny 2 ora tolakandro ao amin’ny salle La Cure.
Entanina koa isika hitondra am-bavaka ny alahadin’ny Dorkasy izay amin’ny 22 Septambra 2024.